Teny iditra | lalana voarakotra vatokely | |
Singan-teny | lalana ; voarakotra ; vatokely | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Arabe voatoto vato izay azon'ny fiara aleha mandavantaona [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Route empierrée, route secondaire [1.13] | |
Voambolana | Fitaterana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12 |